1 Petera 1:6 MG1865

6 Izany no iravoravoanareo, na dia ampalahelovina vetivety ankehitriny amin'ny fakam-panahy maro samy hafa aza ianareo, raha tsy maintsy hisy izany,

Vakio ny toko manontolo 1 Petera 1

Jereo 1 Petera 1:6 amin'ny teny manodidina.