1 Petera 1:8 MG1865

8 Izay, na dia tsy mbola hitanareo aza, dia tianareo, ary na dia tsy hitanareo ankehitriny aza, anefa, satria inoanareo, dia iravoravoanareo amin'ny fifaliana tsy azo tononina sady be voninahitra,

Vakio ny toko manontolo 1 Petera 1

Jereo 1 Petera 1:8 amin'ny teny manodidina.