1 Petera 2:9 MG1865

9 Fa ianareo kosa dia taranaka voafidy, "fanjaka-mpisorona, firenena masina" (Eks. 19.6), olona nalain'Andriamanitra ho an'ny tenany mba hilazanareo ny hatsaran'ilay niantso anareo hiala tamin'ny maizina ho amin'ny fahazavany mahagaga;

Vakio ny toko manontolo 1 Petera 2

Jereo 1 Petera 2:9 amin'ny teny manodidina.