1 Petera 3:1 MG1865

1 Ary toy izany koa, ianareo vehivavy, maneke ny vadinareo, mba ho voataonan'ny fitondran-tenan'ny vavy izy, na dia tsy amin'ny teny aza (raha tàhiny misy tsy manaiky ny teny),

Vakio ny toko manontolo 1 Petera 3

Jereo 1 Petera 3:1 amin'ny teny manodidina.