1 Petera 3:15 MG1865

15 fa manamasìna an i'Kristy ho Tompo ao am-ponareo (Isa. 8.12, 13); ary aoka ho vonona mandrakariva ianareo hamaly izay manontany anareo ny amin'ny anton'ny fanantenana ao anatinareo, nefa amin'ny fahalemem-panahy sy ny fanajana,

Vakio ny toko manontolo 1 Petera 3

Jereo 1 Petera 3:15 amin'ny teny manodidina.