1 Petera 3:17 MG1865

17 Fa raha sitrapon'Andriamanitra, dia tsaratsara kokoa ny hitondra fahoriana amin'ny fanaovan-tsoa noho ny amin'ny fanaovan-dratsy.

Vakio ny toko manontolo 1 Petera 3

Jereo 1 Petera 3:17 amin'ny teny manodidina.