1 Petera 3:9 MG1865

9 tsy mamaly ratsy ny ratsy, na fanaratsiana ny fanaratsiana; fa aoka hisaotra kosa, satria ho amin'izany no niantsoana anareo mba handova fitahiana.

Vakio ny toko manontolo 1 Petera 3

Jereo 1 Petera 3:9 amin'ny teny manodidina.