1 Petera 4:1 MG1865

1 Koa satria niaritra tamin'ny nofo Kristy, dia alao mba ho fiadianareo izany saina izany; fa izay niaritra tamin'ny nofo dia efa afaka tamin'ny ny ota;

Vakio ny toko manontolo 1 Petera 4

Jereo 1 Petera 4:1 amin'ny teny manodidina.