1 Petera 4:3 MG1865

3 Fa ampy izay ny andro lasa ho nanaovana ny fanaon'ny jentilisa tamin'ny nandehanana tamin'ny fijejojejoana sy ny fanirian-dratsy sy ny fimamoana sy ny filalaovan-dratsy sy ny fisotroan-toaka ary ny fanompoan-tsampy izay fady indrindra;

Vakio ny toko manontolo 1 Petera 4

Jereo 1 Petera 4:3 amin'ny teny manodidina.