1 Petera 5:8 MG1865

8 Mahonòna tena, miambena: fa ny devoly fahavalonareo mandehandeha tahaka ny liona mierona mitady izay harapany;

Vakio ny toko manontolo 1 Petera 5

Jereo 1 Petera 5:8 amin'ny teny manodidina.