1 Tesaloniana 1:1 MG1865

1 Paoly sy Silasy ary Timoty mamangy ny fiangonan'ny Tesaloniana, izay ao amin'Andriamanitra Ray sy Jesosy Kristy Tompo: ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana.

Vakio ny toko manontolo 1 Tesaloniana 1

Jereo 1 Tesaloniana 1:1 amin'ny teny manodidina.