1 Tesaloniana 2:4 MG1865

4 Fa tahaka ny nankasitrahan'Andriamanitra anay, ka notolorana ny filazantsara ho adidinay izahay, dia araka izany koa no itenenanay, tsy toy ny mila sitraka amin'olona, fa amin'Andriamanitra, Izay mizaha toetra ny fonay.

Vakio ny toko manontolo 1 Tesaloniana 2

Jereo 1 Tesaloniana 2:4 amin'ny teny manodidina.