1 Tesaloniana 3:5 MG1865

5 Ary noho izany izaho koa, raha tsy naharitra intsony, dia naniraka hahafantatra ny finoanareo, fandrao sendra naka fanahy anareo ny mpaka-fanahy, ka ho foana ny nikelezanay aina.

Vakio ny toko manontolo 1 Tesaloniana 3

Jereo 1 Tesaloniana 3:5 amin'ny teny manodidina.