9 Fa manao ahoana no saotra azonay havaly an'Andriamanitra ny aminareo noho ny fifaliana rehetra izay ifalianay noho ny aminareo eo anatrehan'Andriamanitray,
Vakio ny toko manontolo 1 Tesaloniana 3
Jereo 1 Tesaloniana 3:9 amin'ny teny manodidina.