1 Tesaloniana 5:14 MG1865

14 Ary mananatra anareo izahay, ry rahalahy; anaro izay tsy mitoetra tsara; omeo toky ny malemy saina; ampaherezo ny reraka; mandefera amin'ny olona rehetra.

Vakio ny toko manontolo 1 Tesaloniana 5

Jereo 1 Tesaloniana 5:14 amin'ny teny manodidina.