1 Tesaloniana 5:23 MG1865

23 Ary Andriamanitry ny fiadanana anie hahamasina anareo samy ho tanteraka, ka aoka harovana avokoa ny fanahinareo sy ny ainareo ary ny tenanareo ho tanteraka ka tsy hanan-tsiny amin'ny fihavian'i Jesosy Kristy Tompontsika.

Vakio ny toko manontolo 1 Tesaloniana 5

Jereo 1 Tesaloniana 5:23 amin'ny teny manodidina.