1 Timoty 2:9 MG1865

9 Ary toy izany koa ny vehivavy, hiravaka amin'ny fitafiana mahamendrika mbamin'ny fahamaotinana sy ny fahononan-tena, fa tsy amin'ny volo mirandrana sy ny volamena, na vato soa, na fitafiana saro-bidy,

Vakio ny toko manontolo 1 Timoty 2

Jereo 1 Timoty 2:9 amin'ny teny manodidina.