10 Fa izany no ikelezanay aina sy iezahanay, satria izahay manantena an'Andriamanitra velona, Izay Mpamonjy ny olona rehetra, indrindra fa izay mino.
Vakio ny toko manontolo 1 Timoty 4
Jereo 1 Timoty 4:10 amin'ny teny manodidina.