1 Timoty 4:12 MG1865

12 Aoka tsy hisy olona hanao tsinontsinona anao noho ny hatanoranao; fa aoka ho tonga fianarana ho an'ny mino ianao amin'ny fiteny, amin'ny fitondran-tena, amin'ny fitiavana, amin'ny finoana, amin'ny fahadiovana.

Vakio ny toko manontolo 1 Timoty 4

Jereo 1 Timoty 4:12 amin'ny teny manodidina.