1 Timoty 4:14 MG1865

14 Aza tsy mitandrina ny fanomezam-pahasoavana izay ao anatinao, izay nomena anao tamin'ny faminaniana sy ny fametrahan-tànan'ny loholona.

Vakio ny toko manontolo 1 Timoty 4

Jereo 1 Timoty 4:14 amin'ny teny manodidina.