1 Timoty 5:13 MG1865

13 Sady mianatra ho malaina koa izy ka mandehandeha mitety trano; ary tsy malaina ihany, fa mpilazalaza sy mpandehandeha miraharaha ny an'olona ka manao teny tsy mety.

Vakio ny toko manontolo 1 Timoty 5

Jereo 1 Timoty 5:13 amin'ny teny manodidina.