1 Timoty 5:16 MG1865

16 Raha misy vehivavy mino manana mpitondratena, aoka izy hamelona azy, ary aza avela hahavaky tratra ny fiangonana, mba hamelomany izay efa mpitondratena tokoa.

Vakio ny toko manontolo 1 Timoty 5

Jereo 1 Timoty 5:16 amin'ny teny manodidina.