1 Timoty 5:4 MG1865

4 Fa raha misy mpitondratena manana zanaka na zafy, aoka ireo hianatra aloha haneho izay toe-panahy araka an'Andriamanitra amin'ny ao an-tranony ka hamaly soa ny rainy aman-dreniny; fa izany no ankasitrahana eo anatrehan'Andriamanitra.

Vakio ny toko manontolo 1 Timoty 5

Jereo 1 Timoty 5:4 amin'ny teny manodidina.