2 Ary izay manana tompo mino dia aoka tsy hanao tsinontsinona azy, satria rahalahy izy; fa vao mainka tokony hotompoiny aza izy, satria mino sy malala ilay mpandray ny soa atao. Izany zavatra izany no ampianaro sy ananaro.
Vakio ny toko manontolo 1 Timoty 6
Jereo 1 Timoty 6:2 amin'ny teny manodidina.