1 Timoty 6:9 MG1865

9 Ary izay ta-hanan-karena dia latsaka amin'ny fakam-panahy sy ny fandrika ary ny filàna maro tsy misy antony sady mandratra, izay mandentika ny olona ao amin'ny fandringanana sy ny fahaverezana.

Vakio ny toko manontolo 1 Timoty 6

Jereo 1 Timoty 6:9 amin'ny teny manodidina.