2 Jaona 1:6 MG1865

6 Ary izao no fitiavana, dia ny handehanantsika araka ny didiny. Izany no didy, tahaka ny efa renareo hatramin'ny taloha ihany, dia ny handehananareo aminy.

Vakio ny toko manontolo 2 Jaona 1

Jereo 2 Jaona 1:6 amin'ny teny manodidina.