2 Korintiana 1:10 MG1865

10 Ary Izy no nahafaka anay tamin'izao fahafatesana lehibe izao, ary mbola hanafaka ihany; eny, Izy no antenainay fa mbola hanafaka anay koa,

Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 1

Jereo 2 Korintiana 1:10 amin'ny teny manodidina.