2 Korintiana 1:12 MG1865

12 Fa izao no ataonay ho voninahitray: ny fieritreretanay no vavolombelona fa tamin'ny fahamasinana sy ny fahadiovam-po avy amin'Andriamanitra, tsy tamin'ny fahendren'ny nofo, fa tamin'ny fahasoavan'Andriamanitra, no nitondranay tena teo amin'izao tontolo izao, mainka fa teo aminareo.

Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 1

Jereo 2 Korintiana 1:12 amin'ny teny manodidina.