2 Korintiana 1:24 MG1865

24 Kanefa tsy mihambo ho tompon'ny finoanareo izahay, fa mpiara-miasa hampandroso ny fifalianareo, satria finoana no itoeranareo.

Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 1

Jereo 2 Korintiana 1:24 amin'ny teny manodidina.