2 Korintiana 1:5 MG1865

5 Fa araka ny haben'ny fijalian'i Kristy mihatra aminay no haben'ny fampiononana anay kosa amin'ny alalan'i Kristy.

Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 1

Jereo 2 Korintiana 1:5 amin'ny teny manodidina.