2 Korintiana 1:7 MG1865

7 Ary miorina tsara ny fanantenanay anareo, satria fantatray fa tahaka ny iombonanareo ny fahoriana no iombonanareo ny fampiononana koa.

Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 1

Jereo 2 Korintiana 1:7 amin'ny teny manodidina.