2 Korintiana 10:1 MG1865

1 Ary ny tenako, izaho Paoly, dia mananatra anareo amin'ny hamoram-panahy sy ny fandeferan'i Kristy, dia izaho, izay manetry tena, hono, raha eo anatrehanareo, fa sahy aminareo kosa, raha tsy eo.

Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 10

Jereo 2 Korintiana 10:1 amin'ny teny manodidina.