2 Korintiana 10:12 MG1865

12 Fa izahay tsy sahy hanao ny tenanay ho isan'ny sasany izay midera tena, na hampitaha ny tenanay aminy; fa tsy hendry ireny, satria manohatra ny tenanay amin'ny tenany sy mampitaha ny tenany amin'ny tenanay.

Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 10

Jereo 2 Korintiana 10:12 amin'ny teny manodidina.