2 Korintiana 10:16 MG1865

16 ka hitory ny filazantsara amin'ny tany any ankoatranareo, ary tsy hirehareha amin'izay efa vonona rahateo ao anatin'ny voafaritra ho an'ny sasany.

Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 10

Jereo 2 Korintiana 10:16 amin'ny teny manodidina.