2 Korintiana 10:8 MG1865

8 Fa na dia bebe ihany aza ny fireharehako ny amin'ny fahefanay izay nomen'i Kristy anay hananganana, fa tsy handravana anareo, dia tsy hahazo henatra aho,

Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 10

Jereo 2 Korintiana 10:8 amin'ny teny manodidina.