2 Korintiana 11:15 MG1865

15 Koa tsy zavatra lehibe tsy akory, raha ny mpanompony koa no mba mampiova ny endriny ho tahaka ny mpanompon'ny fahamarinana; nefa ny farany ho araka ny asany ihany.

Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 11

Jereo 2 Korintiana 11:15 amin'ny teny manodidina.