2 Fa fahasaro-piaro araka an'Andriamanitra no mahasaro-piaro ahy aminareo; fa nataoko fofombadin'ny lehilahy iray ianareo, mba hatolotra tahaka ny virijina madio ho an'i Kristy.
Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 11
Jereo 2 Korintiana 11:2 amin'ny teny manodidina.