2 Korintiana 11:23 MG1865

23 Mpanompon'i Kristy va izy? (miteny toy ny olona very saina aho) mihoatra noho izy aho: amin'ny fisasarana manan-tombo, amin'ny tranomaizina matetika kokoa, amin'ny kapoka be efa izay tsy izy, amin'ny fahafatesana matetika.

Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 11

Jereo 2 Korintiana 11:23 amin'ny teny manodidina.