2 Korintiana 11:28 MG1865

28 Afa-tsy ireo zavatra ivelany dia mbola misy koa izay mahazo ahy isan'andro, dia ny fiahiana ny fiangonana rehetra.

Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 11

Jereo 2 Korintiana 11:28 amin'ny teny manodidina.