2 Korintiana 11:6 MG1865

6 Fa na dia olona tsy nampianarina laha-teny aza aho, dia tsy mba tahaka izany amin'ny fahalalana; fa tamin'ny zavatra rehetra dia efa nasehonay marimarina tamin'ny olona rehetra izany hahasoa anareo.

Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 11

Jereo 2 Korintiana 11:6 amin'ny teny manodidina.