2 Korintiana 12:1 MG1865

1 Tsy maintsy mirehareha aho, na dia tsy mahasoa aza izany; fa handroso hilaza fahitana sy fanambaran'ny Tompo aho.

Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 12

Jereo 2 Korintiana 12:1 amin'ny teny manodidina.