2 Korintiana 12:15 MG1865

15 Ary izaho dia faly indrindra handany sy holanina hahasoa ny fanahinareo, na dia araka ny fitombon'ny fitiavako anareo aza no fihenan'ny fitiavanareo ahy.

Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 12

Jereo 2 Korintiana 12:15 amin'ny teny manodidina.