2 Korintiana 12:21 MG1865

21 eny, fandrao, rehefa tonga indray aho, dia hampietry ahy eo anatrehanareo Andriamanitro, ary izaho hanana alahelo amin'ny maro izay nanota teo aloha ka tsy mbola nibebaka tamin'ny fahalotoana sy ny fijangajangana ary ny fijejojejoana nataony.

Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 12

Jereo 2 Korintiana 12:21 amin'ny teny manodidina.