2 Korintiana 13:5 MG1865

5 Diniho ny tenanareo, na mitoetra amin'ny finoana ianareo, na tsia; izahao toetra ny tenanareo. Moa tsy fantatrareo va ny amin'ny tenanareo, fa ao anatinareo Jesosy Kristy, raha tsy olona nolavina ianareo ?

Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 13

Jereo 2 Korintiana 13:5 amin'ny teny manodidina.