2 Korintiana 2:14 MG1865

14 Fa isaorana anie Andriamanitra, Izay mitondra anay mandrakariva ao amin'i Kristy toy ny fanaon'izay avy nandresy, ka dia ampisehoany ny hanitry ny fahalalana Azy eny tontolo eny izahay.

Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 2

Jereo 2 Korintiana 2:14 amin'ny teny manodidina.