2 Korintiana 2:4 MG1865

4 Fa tamin'ny haben'ny fahoriana sy ny alahelon'ny foko no nanoratako taminareo tamin'ny ranomaso be, tsy ny hampalahelovana anareo, fa ny mba hahafantaranareo ny fitiavana izay itiavako anareo indrindra.

Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 2

Jereo 2 Korintiana 2:4 amin'ny teny manodidina.