2 Korintiana 3:15 MG1865

15 Fa misy fisalobonana manarona ny fony ambaraka androany, raha vakina ny tenin'i Mosesy.

Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 3

Jereo 2 Korintiana 3:15 amin'ny teny manodidina.