2 Korintiana 4:2 MG1865

2 Fa efa nolavinay ny zavatra takona mahamenatra, ka tsy mandeha amin'ny fihendrena, na manatsatso ny tenin'Andriamanitra izahay; fa amin'ny fanehoana ny marina no ideranay tena amin'ny fieritreretan'ny olona rehetra eo imason'Andriamanitra.

Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 4

Jereo 2 Korintiana 4:2 amin'ny teny manodidina.