6 Fa Andriamanitra, izay nandidy hoe: Aoka ny mazava hahazava ao amin'ny maizina, no nampahazava ny fonay ho amin'ny fahazavan'ny fahalalana ny voninahitr'Andriamanitra eo amin'ny tavan'i Jesosy Kristy.
Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 4
Jereo 2 Korintiana 4:6 amin'ny teny manodidina.