2 Korintiana 5:10 MG1865

10 Fa isika rehetra dia samy tsy maintsy ho hita toetra miharihary eo amin'ny fitsaran'i Kristy, mba handraisan'ny olona rehetra izay zavatra nataon'ny tenany, dia araka izay nataony, na tsara na ratsy.

Vakio ny toko manontolo 2 Korintiana 5

Jereo 2 Korintiana 5:10 amin'ny teny manodidina.